Canalblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

Tsikera isan-karazany

19 juillet 2012

Mpivarotra mpiasa birao

Ny 90% ny mpivarotra lehibe be, pharmacies, quincalleries sy ny be dia be tsy voatanisa dia mivoha amin'ny 8h30 (8 ora sy sasany), mikatona amin'ny 12h, misokatra indray amin'ny 14h (2 ora) ary mihidy amin'ny 17h30 (5 ora sy sasany) na 18h (6 ora). Mpiasa birao e!!!

Mba mieritreritra ve ry zareo ireny oe ny mpiasa ange ka miditra ny ampiasana rehefa mivoaha izy, mirava rehefa mikatona izy, nandra!!! dia ny tsy an'asa iany izany no mahazo mividy zavatra ao aminy!!

Sa ve ny vidin'ny entana iray azo ambara oe : ity liquide vaisselle ity dia novidiako 10 000 fmg sy permission 30min??

Ho an'ny lava orona sy kely maso :


90% des magasins, pharmacies, quincalleries, les CITIC, Supreme center et tralala, etc, ouvrent leur porte le matin à 8h ou 8h30, à 14h ou 14h30 l'après-midi,  ferment leur porte entre midi et 14h et à 17h30 ou 18h le soir. Les même horaires que les travailleurs quoi!! Peut-être que ces établissements là privilégient les chômeurs et les gens de maison?

Force est de constater à quel point la notion de service publique, de service aux consommateurs sont nulle et non avenue. Aucune logique, aucune notion de serviabilité.

Publicité
Publicité
Tsikera isan-karazany
  • Satria tsy misy izany "Service des consommateurs" na inspéction d'hygiène izany eto Dago, tsy aleo zaraina eto ny soa sy ny tsara ary ny ratsy amin'ny fandraisan'olona, fahadiovana, sns eny rehetra eny? Na teny vary amin'anana aza tsy maninona
  • Accueil du blog
  • Créer un blog avec CanalBlog
Publicité
Archives
Publicité